Contact Information

SAMIS-ESIC, St Michel Amparibe
Lot ID 73 Amparibe
Antananarivo - Madagascar

Contactez nous sur

Hain-teny

Niforona tamin’ny vanim-potoana fahagola ny hain-teny, teto Imerina. Nampiasa azy tamin’izany fotoana izany ny tanora naneho fitiavana.

Lire la suite…

Fandroan’ny Andriana

Fotoana hampandroana ny Andriana tao amin’ny Fanjakana Merina, ny Fandroana. Araka ny lovantsofina, nankalaza izany voalohany, ny Mpanjaka Ralambo, ny tsinambolan’ny Alahamady.

Lire la suite…

Ala fady

Fomba malagasy anisan’ny tsara ho
fantatra ny fanambadiana zaza kambana, tsy mitovy
fananahana.

Lire la suite…

Fanandroana malagasy, fomba fanaon’ny andriana

Anisan’ny fomba fanao tamin’ny taonjato fahavalo ambin’ny folo sy tamin’ny taonjato fahasivy ambin’ny folo ny fanandroana.

Lire la suite.

Bilo: Rite ancestral chez les clans Bara

Rituel thérapeutique, pratiqué depuis le XVIème siècle, le « bilo » est une sorte de rituel de guérison ou d’exorcisme.

Lire la suite…

Fanompoambe

Fomba amam-panao efa mipetraka any amin’ny Foko Sakalavan’ny Boeny ny Fanompoambe. Miendrika lanonana, ary arahina Ampanjaka sy Dadilahy manatrika sy miatrika eo. Eny amin’ny Doany no fanatanterahana ny lanonana. Atrehina vahoaka maro.

Lire la suite…

Taom-baovao malagasy

Kolotsaina manana ny maha-izy azy ny taom-baovao Malagasy. Efa heno matetika ny fisian’izany saingy maro ireo tsy mbola mahalala ny tena heviny sy ny atao mandritra ny fankalazana. Fety toy ny taom-baovao mahazatra ve ? Lanonana sy fiaraha-misakafo ?

Lire la suite…

Tsangatsaina

Mampiavaka ny foko Antakarana ny
TSANGATSAINA, fomba ankalazaina
isaky ny 5 taona.

Lire la suite…

CAREME 2022 : Le jeûne des mauvaises habitudes