( ! ) Notice: Undefined variable: classBg in /home/samismg/public_html/wp-content/themes/tafita/class/tafita-class.php on line 411 | ||||
---|---|---|---|---|
Call Stack | ||||
# | Time | Memory | Function | Location |
1 | 0.0000 | 360032 | {main}( ) | .../index.php:0 |
2 | 0.0001 | 360312 | require( '/home/samismg/public_html/wp-blog-header.php ) | .../index.php:17 |
3 | 0.2381 | 18896176 | require_once( '/home/samismg/public_html/wp-includes/template-loader.php ) | .../wp-blog-header.php:19 |
4 | 0.2455 | 19470872 | include( '/home/samismg/public_html/wp-content/themes/tafita/single.php ) | .../template-loader.php:106 |
5 | 0.2456 | 19472680 | include( '/home/samismg/public_html/wp-content/themes/tafita/single-default.php ) | .../single.php:9 |
6 | 0.3281 | 19785832 | Tafita::getRubriqueInArray( $idPost = 1159, $cat_to_escape = [0 => 'a-la-une', 1 => 'sujet-particulier', 2 => 'en-slide', 3 => 'reportage'] ) | .../single-default.php:30 |
Contact Information
SAMIS-ESIC, St Michel Amparibe
Lot ID 73 Amparibe
Antananarivo - Madagascar
- 06 Jul 2025
- Samis Fréquence
- ESIC TV
- Itaro
- Esic Event
- Sah'Miova
Fomba amam-panao efa mipetraka any amin’ny Foko Sakalavan’ny Boeny ny Fanompoambe. Miendrika lanonana, ary arahina Ampanjaka sy Dadilahy manatrika sy miatrika eo. Eny amin’ny Doany no fanatanterahana ny lanonana. Atrehina vahoaka maro.
Ilaina fanomanana araka izany ny fety, toy ny fampihaingoana ny Doany, fampihaingoana ny Ampanjaka sy ny Dadilahy amin’ny alalan’ny zana-drazana vavy iray mialoha ny hiatombohan’ny fety, ny fanadiovana maro samihafa, ary ny fiomanan’ny olona tsirairay hiatrika ny Fanompoambe. Ao anatin’izany, amin’ny maha fomban-drazana any amin’ny faritra Sakalava azy izay, manaraka ny fomba fitafy sy fihaingo Sakalava ny rehetra : mihosotra tanimalandy, misikina lambahoany.
Fombafomba
Mandritry ny Fanompoambe, tafiditra ao anatin’ny Fomban-drazana Sakalava ny «Koezy», fomba fiarahaban’ny olona ny Dadilahy. Tanjona, fihaonana sy fifanakalozam-baovao. Ao anatin’ny Fanompoambe no ahitana ny hafatra ataon’ny Ampanjaka, mikasika ny Fomban-drazana sy ny fanajana ny soatoavina hatrany. Mitazona hatrany ny soatoavina misy eo amin’izy ireo ny fomba amam-panao sy ny Kolontsaina Sakalava.
Lynda Tahianiavo