Contact Information

SAMIS-ESIC, St Michel Amparibe
Lot ID 73 Amparibe
Antananarivo - Madagascar

Contactez nous sur

Editorial

Un pas vers un monde professionnel

« Au boulot », tel est le mot d’ordre des chefs, pendant les cinq semaines qui se sont écoulées. L’atelier de production a débuté le 30 Janvier, il a pris fin le 03 mars 2023. Considérée comme une période durant laquelle, Etssiens et Samissiens effectuent des stages pratiques au sein de l’établissement, U-magis Saint Michel, Amparibe.

Lire la suite ….


Collaborer avec les autres pour la sauvegarde de notre maison commune

Fako : Olana mbola mibahan-toerana eto Madagasikara

Ny fako efa niangona teo tsy misy mpanala, fa miampy isan’andro. Izany no zava-misy eny Andohavato, Tanjombato. « Telo taona no nipetrahako teto. Lasa fahazarana ny manary fako amin’ny toerana tsy tokony hanariana izany (lakandrano).

Lire la suite

Fambolen-kazo : Sehatra iray hiarovana ny tontolo iainana

Lire l’intégralité de l’article …

ZARIDAINAN’I VOHIJOKY : Manome endrika vaovao ny sekoly

Lire l’intégralité de l’article

Faire route avec les pauvres

U-Magis Amparibe : Dévotion sur la deuxième PAU

Action sociale de l’ESIC-TV à l’Akany Avoko Faravohitra – Photo de : Michaël RANDRIANARISOA

Nifanampy tamin’ny ankizy ao amin’ny akany «Myaro» ny deparitemanta

Nifanampy tamin’ny ankizy ao amin’ny akany «Myaro» ny deparitemanta – Photo de : Nomena Harimihaja

ASA SOSIALY : Nampianatra ny ankizy sahirana ny Samis-Fréquence

Ny mpikambana ao amin’ny deparitemanta SAMIS Fréquence, manao fanentananana tao amin’ny Akany Soamirindra.

Etablissement Technique Supérieur

Andiany voalohany: Maintimolaly, nanana ny tantarany manokana

Mankalaza ny faha 40 taonany amin’ity taona 2023 ity ny « Etablissement Technique Supérieur » na ETS, ao amin’ny Sekoly Masina Misely Amparibe. Niorina tamin’ny taona 1983 ny sekoly. Mopera maromaro no namorona izany, anisany i Mopera Randrianary Jacques S.J.

Lire la suite…

Historique ETS: 40ème anniversaire de l’ETS

L’ETS, la première école technique privée de Madagascar, fête son 40ème anniversaire cette année. De nombreuses dates marquent le développement de l’établissement et son amélioration. Plusieurs élèves sont passés étudier à l’établissement, depuis sa création en 1983. Il comprend une variété de domaine technique: GMII et EMAI.

Lire la suite…


Accompagner les jeunes

Teny malagasy: Mihen-danja eo amin’ny tanora

Rakibolana, mandika ny teny frantsay amin’ny teny malagasy

Jean Claude ANDRIANAIVO, journaliste auparavant enseignant au SAMIS-ESIC

ean Claude ANDRIANAIVO, journaliste auparavant enseignant au SAMIS-ESIC

CONSEIL PEDAGOGIQUE: Une grande aide…

Il représente à la fois un soutien et accompagnement, autant éducatif que professionnel pour les jeunes en difficultés. La plupart des jeunes rencontrent une certaine difficulté à choisir une orientation professionnelle ou intellectuelle une fois le BACC obtenu.

Lire la suite


Montrer la voie vers Dieu

TARANAKA SAMBATRA: Tambazotra Zezoita miady amin’ny VIH/SIDA

Fandaharan’asan’ny tambazotra Zezoita ny Taranaka sambatra, entina hanampiana ny tanora. Indrindra, hivelatra amin’ny maha olona feno azy, amin’ny maha zanak’Andriamanitra azy miady amin’ny fiparitahan’ny tsimokaretina VIH/SIDA.

Lire la suite

Vanim-potoanan’ ny karemy

Fotoana natokan’ny Fiangonana katolika maneran-tany hibebahana ny Karemy. 40 andro hiomanana amin’ny Paka izy io ary koa iarahana mitokana amin’ny Tompo. Nanomboka tamin’ny taonjato faha-4 ny fankalazana izany. Ny mpino katolika manerana izao tontolo izao, samy manatanteraka ny Karemy avokoa. Fotoana hiomanan’ny kristianina izay atao batemy izy io.

Lire la suite

LEHIBEN’NY ZEZOITA MANERAN-TANY: Namela hafatra lehibe ho an’ny Fikambanan’i Jesoa

Nitsidika an’i Madagasikara ny Pretra lehiben’ny Fikambanan’i Jesoa manerantany, Arturo Sosa Abascal, ny 4 hatramin’ny 15 oktobra 2022, lasa teo. Nandray sy nampiantrano azy ny Zezoita miasa eto amin’ny Kolejy Masina Misely, Amparibe, nandritra ny 12 andro nivahinianany teto. Nanamarika izany fotoana izany ny fihaonana sy ny Sorona Masina niarahana tamin’ireo fianakaviambe Ignasiana.

Lire la suite …