Contact Information

SAMIS-ESIC, St Michel Amparibe
Lot ID 73 Amparibe
Antananarivo - Madagascar

Contactez nous sur

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika, « turnover », andiany faharoa na antsoina hoe « Tournoi futsal féminin ». Baolina kitra lalaovin’ny vehivavy izy io. Notanterahina ny sabotsy 11 febroary lasa teo, ny lalao voalohany. Ary toy izao ny vokatry ny lalao. Nahazo isa 2 ny USM ary 0 kosa ho an’ny FSS UCM. Nahazo isa 2 ny U-MAGIS, 3 kosa ho an’ny ONIFRA. Nitarika isa 3 ny ACEEM  raha 0 kosa ny IFT. Manana isa 1 ny MEFF raha 7 kosa ny an’ny ISFPS Leader. Nozaraina 4 ny ao amin’ny vondrona A, ahitana ny FSS UCM, USM, FAC Siantsa, IUM.  Ao amin’ny B kosa ny U-MAGIS, ONIFRA, ary ny ISTS. Ahitana an’ny IFT, ACCEM, FSH UCM ao amin’ny vondrona C.  Mandrafitra ny vondrona D ny MEFF, ISPA ary ny FDSP. Nokarakarain’ ny UCM ny fifaninana. Ho tanterahina ny sabotsy 18 sy 25 febroary 2023 ho avy izao  ary tohizina ny 4 sy 11 martsa   ny lalao. « Woman the best peace maker » na vehivavy miatrika am-pitoniana,izay no teny filamatr’izy ireo.

Mia Stephe

Mathias M’MADI : Elu  représentant Malagasy pour BWB 2023

WRC 2023 – SUEDE : Ott Tänak prend les commandes du championnat