Contact Information

SAMIS-ESIC, St Michel Amparibe
Lot ID 73 Amparibe
Antananarivo - Madagascar

Contactez nous sur

Nivory niaraka tamin’ny vondron’ny mpanazatra sy ny federasiona malagasy amin’ny basikety baolina, ny ligy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana. Antony, fanatanterahana ny tetikasa rehetra ho amin’ity taona 2023 ity. Tapaka tamin’izany fa hanatanteraka fiofanana ho an’ny mpanazatra ny ligy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana, izy ireo. Ka miantso ireo mpanazatra rehetra ao amin’ny ligy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana handray anjara amin’izany fiofanana izany.
Hatao ny alatsinainy 13 febroary hatramin’ny alahady 19 febroary ao amin’ny Fitaleavana Regionalin’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena ao Fitovinany, Manakara, ny fihofanana.
Ilaina mandritra ny fisoratana anarana amin’ny fiofanana ny kara-panondrom-pirenena, ny karatra maha mpanazatra ary ny taratasy fangatahana fiofanana. Mifarana ny zoma 10 febroary 2023 amin’ny 4ora hariva ao amin’ny mailaka «[email protected]» ny fisoratana anarana.

Joelle R.

FOOTBALL- EUROPE

ITALIE – SERIE A : La Juventus reprend la ligne de course au titre