Contact Information

SAMIS-ESIC, St Michel Amparibe
Lot ID 73 Amparibe
Antananarivo - Madagascar

Contactez nous sur

Manomboka miparitaka manerana ny Nosy ny lalao « Echec » araka ny nambaran’ i Ramalanjaona Andrianantenaina, filohan’ny federasiona Malagasy amin’ny lalao « Echec”. Betsaka ny mpilalao tia mianatra sy manao fifaninanana manerana an’ny Madagasikara. Manana ny toerany ny « Echec » eo amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena. Manomboka misongadina ny solotenan’ny Malagasy, toa an’i Fy Rakotomaharo, « Champion de France Universitaire 2022 ». Tanjon’ny federasiona ny hampiditra ny taranja « Echec » any am-pianarana. Tetikasa amin’ity taona ity ny hanatanteraka fifaninanana eo amin’ny samy orinasa. Nohamafisina ny hetsika isam-bolana ao amin’ny « La City Ivandry, City Art ». Tanjona amin’izany ny fanampiana ny tanora sy ny vehivavy. Nambaran’izy ireo fa maro ny fifaninana amin’ny lalao ary misy matetika izany fifaninana izany. Ny » tournoi en ligne », « tournoi ouverture de saison », hotanterahina ao amin’ny Cotisse Ambodivona, ny Sabotsy 19 Febroary, ho avy izao.

Joelle . R

HAY ADY : HATOMBOKA AMIN’NY FITSAPANA ARA-BATANA

FOOTBAL AMERICAI N : Les Rams gagnent leur deuxième coupe NFL